|
|
|
|

Entry1  fiahy (ahy)
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara 4  Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra [1.1]

Anagrams  5  afihy, fiahy, haify

Updated on 2023/01/20