Entry (1/2) | 1 manahy |
Root | 2 ahy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana |
Explanations in English |
5 [1.2] to be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy. 6 [1.7] to care for, to be concerned about ; to worry |
Explanations in French |
7 [1.8] s'occuper de; avoir de l'inquiétude |
Vocabulary |
8 Emotions |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 manahy |
Root | 17 hahy |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary |
Explanations in English |
20 [1.2] to dry by exposure to the sun or air. |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 26 |
Updated on 2025/01/21 |