Entry | 1 ahina |
Root | 2 ahy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody 5 karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1] |
Explanations in English |
6 to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2] 7 to be cared for; to be cause for worry [1.7] |
Explanations in French |
8 dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8] |
Examples |
9 Ny tsy ahina no mahafaty. [2.69] 10 Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ahina |
Anagrams | 17 ahina, an' iha, haina, ha~ina |
Updated on 2023/01/19 |