Entry (1/3) | 1 taiza |
Root | 2 aiza |
Elementary words | 3 t~, aiza |
Part of speech | 4 adverb, past form [Full list] |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Enti-milaza ny lasa amin' ny Aiza ka manontany ny toerana naleha: Taiza no nitsangantsangana ianareo omaly |
Examples |
6 Mba taiza no nahita ady hianao? [2.324] 7 Ary taiza ihany ianao omaly? [2.471#47] 8 taiza ianareo no namovo? [2.472#184] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 10 taiza |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Zaza ampinonoina, karakaraina sy kolokoloina manokana: Tsy taiza intsony Ibalita fa efa zaza afa-miahy tena Ilazana ny zanak' olon-kafa mipetraka ao amin' ny tena ka atao toy ny zanaka: Taizanay tao an-trano Rakoto nandritra ny fito taona. |
Explanations in English |
13 [1.7] a nursing child; the care of children |
Explanations in French |
14 [1.8] nourrisson; soins qu'on prend des enfants |
Vocabulary |
15 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 30 TAIZA |
Part of speech | 31 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
32 [3.1] Tambajotran' Antananarivo Iarovana ny Zon' ny Ankizy |
Explanations in French |
33 [4.14] TAIZA compte une trentaine de membres, dont les différentes entités ministèrielles chargées de la protection des enfants (Direction Régionale de la Santé et du Planning Familial Analamanga, Service Central de la Police des Moeurs et de la Protection des Mineurs, Juges des Enfants, BMH, ...), mais aussi des associations et divers centres d'accueil des enfants, notamment Avotra, Avoko, CDA Andohatapenaka, SOS aux Victimes du Non Droit, etc. |
Quotes | 34 Texts mentioning TAIZA |
Anagrams | 35 |
Updated on 2025/01/21 |