Entry (1/2) | 1 tezaina |
Root | 2 teza |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny basy atao mahitsy tsara ka hitifirana, ny volobeny tsy aankina amin-javatra; asiana na tapahina eo afovoany tsara [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 tezaina |
Root | 10 taiza |
Part of speech | 11 passive verb |
Explanations in Malagasy |
12 Karakaraina sy kolokoloina: Sarotra tezaina koa ity zaza ity [1.1] |
Explanations in English |
13 to be cared for, to be brought up [1.7] |
Explanations in French |
14 qu'on nourrit, qu'on élève [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 19 atezany, tezaina |
Updated on 2023/01/20 |