Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao?
Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!
Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise!
4 [1.78] ahia? (Tankarana)
aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana)
ay? (Bara)
aie? (Mahafaly)
akaa? (Betsimisaraka)
haia? (Tankarana)
|