|
|
|
|

Entry1  na aiza na aiza
Elementary words  2  na, aiza
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  wheresoever [1.2]
Explanations in French  5  partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel) [1.3]
Examples  6  na aiza na aiza eto Madagasikara dia ahitana ahy [2.117#109]
7  Tsy mivadika Ikemba, hanaraka anao na aiza na aiza [2.499#50]
8  Mba ho olom-banona mandrakariva, na aiza na aiza hisy anareo [2.270#44]
9  na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na rà akory [2.996#3.3.17]
10  Deraina amin' ny hafaingan-tsainy ny Malagasy, na aiza na aiza alehany [2.285#200]
Compound words 

Updated on 2023/08/11