|
|
|
|

Entry (1/5)1  na
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny mpampitohy
Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra
Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe
Explanations in English  4  [1.2] or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa
5  [1.7] or; either; neither
Explanations in French  6  [1.12] ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra
7  [1.8] ou
Compound words 

Entry (2/5)17  na
Part of speech  18  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo;
2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila;
3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy

Entry (3/5)20  na
Part of speech  21  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny

Entry (4/5)23  na~
Part of speech  24  prefix [Full list]
Explanations in French  25  [1.3] préfixe comme dans naotra

Entry (5/5)26  Na    
Part of speech  27  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  28  [3.1] Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  29  [3.1] Sodium.
Vocabulary  30  Chemistry
Tables and plates  31  Periodic Table

Updated on 2024/09/07