Entry | 1 naotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao [1.1] |
Explanations in English |
4 primitive root of ranaotra [1.2] |
Explanations in French |
5 belle-soeur, beau-frère [1.54] |
Vocabulary |
6 Relationships: family |
Synonyms | 7 ranaotra |
Anagrams | 8 anotra, atrano, naotra, natora, natrao, natroa, noatra, rotana, tanora, tarano, tarona, torana, tranao |
Updated on 2020/07/31 |