Entry (1/4) | 1 vakoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#1008] Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana 4 [2.436#107] masombolafotsy lehibe fanao haingo fehin-tanana na tongotra 5 [1.62#1076] rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana |
Explanations in English |
6 [1.7] a silver chain |
Explanations in French |
7 [1.3#804] une grande chaîne d'argent 8 [1.8] chaîne d'argent |
Examples |
9 ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo [2.48] 10 Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [2.113] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 13 vakoka |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1#1008] Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. 16 [1.62#1076] akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana |
Explanations in English |
17 [1.7] inherited treasure; Malagasy traditions |
Explanations in French |
18 [1.3#804] trésor 19 [1.8] trésor dont on hérite; traditions |
Examples |
20 Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto. [1.320] |
Compound words |
|
Titles | 23 Vakoka : Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache (Rajemisa-Raolison Régis) |
Entry (3/4) | 24 vakoka |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in French |
26 [1.196] (sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre. [Betsileo]
|
Vocabulary |
27 Botany 28 Religions, Beliefs |
Scientific name |
|
Entry (4/4) | 30 Vakoka |
Subtitle | 31 Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache |
Elementary words | 32 vakoka |
Part of speech | 33 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
34 Literature: books |
Author |
35 Rajemisa-Raolison Régis |
Publishings |
36 , 1948 37 , 1955 38 Ambozontany, 1957. Height: 22cm. Width: 14cm. Pages: 271 39 Ambozontany, 1965. Height: 19cm. Width: 14cm. Pages: 334 |
Anagrams | 40 |
Updated on 2025/01/21 |