Entry | 1 vako-drazana |
Elementary words | 2 vakoka, razana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana |
Explanations in English |
5 [1.7] the family jewels; folk music, folk dancing, etc |
Explanations in French |
6 [1.8] trésor familial; musique, danses folkloriques 7 [1.66] folklore |
Examples |
8 Hira sy dihy vakodrazana no mamarana ny lalao. [2.528#] 9 Hanaovana fampisehoana toy ny teatra, hirahira na vakodrazana izy io. [2.445#] |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word vako-drazana |
Updated on 2024/12/07 |