Entry (1/2) | 1 razana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo 4 ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [1.1] |
Explanations in English |
5 an ancestor [1.7] |
Explanations in French |
6 les ancêtres, les aïeux [1.3] 7 ancêtres [1.54] 8 ancêtre [1.8] |
Examples |
9 Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana. [2.470] 10 Natao ny famonosan-damba, dia naiditra am-bata ny razana. [2.472] 11 Izany no nahamasina ny razana, dia nahamasina an-dRabodonandrianampoinimerina [2.48] |
Vocabulary |
12 Relationships: family |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
23 Antson' ny Razana (Rapatsalahy Paul) 24 Fomban-dRazana Antemoro (Rombaka) 25 Fomban-dRazana Tsimihety (Tongasolo Patrice) 26 Ny Fitenin-drazana (Rasamuel Maurice) 27 Ny harivolana na lahateny nentin-drazana : Ain' ny fiarahamonina malagasy-masikoro (Razafiarivony Michel) 28 Tantaran-drazana hitadidiana ny fihavanana ( ) |
Proverbs | 29 Proverbs containing the word razana |
Article |
30 Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 31 razaña |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 zaran' antsy, ets. [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 34 nazara, razana, razaña, zarana |
Updated on 2024/08/15 |