|
|
|
|

Entry1  firarazana
Elementary words  2  firary, razana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] toerana firariana, faniriana, fivavahana
5  [1.1] Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana
Explanations in English  6  [1.2] see rary, anjoro.
Compound words 

Updated on 2024/12/07