|
|
|
|

Entry1  henatry ny razana
Elementary words  2  henatra, razana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny mahantra fadiranovana ao amin' ny fianakaviana, izay toy ny henatry ny razana ka tokony hampian' ny havana rehetra

Updated on 2024/12/07