Entry | 1 henatra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
7 Emotions |
Explanations in Malagasy |
8 Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona 9 Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena 10 Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny 11 Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy [1.1] |
Explanations in English |
12 shame, disgrace [1.2, 1.7] 13 shamefacedness, bashfulness [1.2] |
Explanations in French |
14 honte; humiliation [1.8] 15 honte [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
16 Misahirana atosiky ny fitiavana mifangaro henatra ny ho ratsy laza izany no mihaokaoka. [2.245#] 17 Te-hikosoka ny henatra lehibe tamin' ny nisaoran' olona ny zanany vavy tokana, hono, izy. [2.643#] |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word henatra |
Article |
24 Randzavola: henatra ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 25 henatra, hetrana |
Updated on 2023/06/15 |