|
|
|
|

Entry1  takon-kenatra
Elementary words  2  takona, henatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina
tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana.
Explanations in English  5  [1.2] [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen
fig. money presented to assist on any special occasion.

Updated on 2024/12/07