Entry | 1 henarana |
Root | 2 henatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny olona izay mahamenatra noho ny fanajana be loatra ananana aminy: Ny reniny no henaran' Ikoto noho ny rainy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be made ashamed. [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 hanarena, hanerana, harañane, henarana, nañahare |
Updated on 2023/01/05 |