Entry | 1 saro-kenatra |
Elementary words | 2 sarotra, henatra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy [1.1] |
Explanations in English |
5 Very bashful [1.7] |
Explanations in French |
6 Timide, qui se déconcerte, rougit facilement [1.3] 7 Très timide par honte [1.8] 8 timide [1.13] |
Synonyms | 9 menamenatra |
Updated on 2023/05/18 |