|
|
|
|

Entry1  sarotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  lafo, sarobidy [Bezanozano] [1.78]
4  Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity
5  Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome
6  Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany
7  Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra
8  Lafo vidy: Sarotra ny vary izao [1.1]
Explanations in English  9  difficult; selfish, hard to get along with; costly [1.7]
Explanations in French  10  difficile [1.3, 1.8]
11  ardu, périlleux, pénible, dangereux
12  cher, coûteux, ruineux
13  avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [1.3]
14  égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [1.8]
Examples  15  sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany. [2.324]
16  Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470]
17  Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996]
Morphology 
18  Simple :
19  Prefixed :
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Passive verbs :
22  Relative verbs :
23  Names :
24  Adjectives :
Analogs  25  lafo, hangana, hentona
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  31  Proverbs containing the word sarotra

Anagrams  32  asoratr, sarotra, soratra, Soratra, tsarôra

Updated on 2023/05/18