Entry (1/4) | 1 lafo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao 4 Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1] |
Explanations in English |
5 sold; expensive [1.7] |
Explanations in French |
6 vendu; qui coûte cher [1.8] |
Examples |
7 Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny. [2.470] |
Derivatives |
|
Antonyms | 11 mora |
Analogs | 12 sarotra, hangana, be vidy, sarobidy, hentona, maneno, tsy takatra, tsy azon' ny kely vola, tsy takatry ny malahelo, tsy azo vidina, tsy mahaleo ny sarany ny vidiny |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word lafo |
Entry (2/4) | 19 lafo |
Part of speech | 20 adjective |
Explanations in Malagasy |
21 lasam-bidy [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (3/4) | 22 lafo |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [Sakalava]
[1.1] |
Vocabulary |
25 Zoology: fishes |
Proverbs | 26 Proverbs containing the word lafo |
Entry (4/4) | 27 lafo |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in French |
29 (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary |
30 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 32 falo, lafo |
Updated on 2023/08/02 |