Explanations in Malagasy |
7 Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao
8 Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano
9 Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao
10 Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io)
11 Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy
12 Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay [1.1]
|