Entry | 1 bibimora |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka |
Explanations in English |
4 [1.2] [mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake. Same as bibindramahavaly |
Examples |
5 [1.281#ilayatodiorokorokasyireompandroakasarety] Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka. 6 [2.296#] Ka raha nisy bibimora novonoina tsy afa-manohitra, raha nisy adala nambakaina tsy afa-mitsara, raha nisy lohasaha mangina tsy nisy mpanatrika |
Elementary words | 7 biby, mora |
Synonyms | 8 bibindramahavaly |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |