|
|
|
|

Entry (1/5)1  biby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona [1.1]
4  teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [1.13]
Explanations in English  5  an animal [1.2, 1.7]
6  an insect [1.2]
Explanations in French  7  Nom générique des animaux [1.3#80]
8  animal [1.8]
9  faune [1.13]
10  insecte [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  11  Do no anaran' io biby io atý [2.69#]
12  Matory avokoa ny biby isan-toko. [1.234#]
13  Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana. [2.356#]
Vocabulary  14  Zoology: (in general)
Derivatives 
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  27  Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro ( )
28  Boky fianarana ny amin' ny biby : ho an' ny mpianatra malagasy (Lavik K)
Proverbs  29  Proverbs containing the word biby

Entry (2/5)30  biby
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  angatra [Taimoro] [1.78]
Explanations in English  33  something extraordinary [1.2]
Vocabulary  34  Religions, Beliefs

Entry (3/5)35  biby
Part of speech  36  noun
Explanations in Malagasy  37  Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano [1.1]
Explanations in English  38  Fig. sensual. Beastly. [1.2]
Explanations in French  39  qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial [1.3#80]

Entry (4/5)40  biby
Part of speech  41  noun
Explanations in English  42  in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.] [Provincial] [1.2]
43  used of children in Imerina [Merina] [1.2]
Compound words 

Entry (5/5)45  biby
Part of speech  46  noun
Explanations in French  47  Affreux, énorme, grand, nombreux [Vezo] [1.68]
Derivatives 
48  Names :
Synonyms  49  bibike

Updated on 2023/08/19