|
|
|
|

Entry1  biby manompo
Elementary words  2  biby, manompo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza
Vocabulary  5  Economy: breeding, farming
Synonyms  6  biby fiompy

Updated on 2023/01/01