|
|
|
|

Entry (1/2)1  manompo
Root  2  tompo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
5  Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word manompo

Entry (2/2)14  manompo
Root  15  tompo
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  mararin'ny nendra [Tambahoaka] [1.78]
Vocabulary  18  Health

Anagrams  19  manompo, mpamono

Updated on 2023/08/11