|
|
|
|

Entry (1/2)1  tompo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina
Explanations in English  4  [1.7] master, owner; sir
Explanations in French  5  [1.8] maître, propriétaire
Morphology 
6  Simple :
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Titles  46  Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph)
Proverbs  47  Proverbs containing the word tompo
Article  48  Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)49  Tompo
Part of speech  50  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  51  [2.996] Lord
Explanations in French  52  [2.996] Seigneur
Vocabulary  53  Holy Scriptures
Compound words 
Article  55  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo

Updated on 2025/01/21