Entry | 1 tompon' andraikitra |
Elementary words | 2 tompo, andraikitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 responsable [1.13] |
Examples |
5 Nanakoako ery ny fanenon'ny anjombona tandrok'omby notsofin'ny ray aman-dreny tompon'andraikitra [2.470] 6 Ny fomba hampiasaina amin'izany, manana tahiry betsaka ireo tompon'andraikitra Frantsay sy ny menakeliny [2.472] |
Updated on 2023/06/08 |