Entry | 1 andraikitra |
Root | 2 raikitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany adidy 5 [1.13] izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany |
Explanations in English |
6 [1.2] something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. 7 [1.7] responsibility; a charge; |
Explanations in French |
8 [1.8, 1.13] responsabilité, charge 9 [1.13] rôle |
Examples |
10 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470] 11 Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word andraikitra |
Updated on 2025/01/21 |