Index |
|
|
|
Proverbs : andraikitra
|
|
|
Proverb 1 | Lamba, hono: ka raha vao, dia rehareha; madio, dia voninahitra; tonta, dia adidinao ; rovitra, dia andraikitrao. [2.653 #1304, 2.974 #265]
|
French translation | Comme le lamba: neuf, c’est une parure; propre, c’est une gloire ; usé, c’est une charge ; déchiré, c’est une honte. [2.974 #265]
|
|
|
Proverb 2 | "Veloma" tsy mba adidy: sakafo lany tsy mba andraikitra. [2.165 #146]
|
French translation | Le "au revoir" n' est pas un blâme, un repas pris n' est pas une responsabilité (ce sont des choses passées). [2.165]
|
|
|
Index |
|
|