Entry 1/3 |
madio
(dio)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony
[1.1]
|
Explanations in English | Clean [1.2, 1.7]
|
| Clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2]
|
Explanations in French | Propre [1.8, 1.13]
|
| Propre, innocent [1.8]
|
| Pur [1.13]
|
Examples |
1 | Aiza no hisy lakozia madio?
[2.4]
|
2 | Maivana sy madio ny rivotra.
[2.356]
|
3 | Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra.
[1.280]
|
|
Morphology |
Present : |
madio |
Past : |
nadio |
Future : |
hadio |
Imperative : |
madiova |
|
Antonyms |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry 2/3 |
madio
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit :
dyu : clarté).
Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom.
[1.196]
|
Scientific name | Elaeocarpus alnifolius |
Vocabulary |
|
Entry 3/3 |
MAD-IO
|
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in French | Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1]
|
Tables and plates |
|
|