|
|
|
|

Entry (1/3)1  hadio
Part of speech  2  morphological form of madio
Examples  3  [2.366#185] fanasàna azy hadio tsara
4  [2.424#75] Ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fitandremana azy hadio
Root  5  dio

Entry (2/3)6  hadio
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany
Root  9  dio
Synonyms  10  hadiovana, fahadiovana

Entry (3/3)11  hadio
Part of speech  12  imperative of passive verb hadina [Full list]
Examples  13  [2.649#91] Indimy na inenina izy no nanao hoe : " hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina
Root  14  hady

Anagrams  15  ahodi, ahôdy, hadio, haodi, haody, hiado, hodia

Updated on 2025/01/21