Entry (1/3) | 1 hadio |
Part of speech | 2 morphological form of madio |
Examples |
3 [2.366#185] fanasàna azy hadio tsara 4 [2.424#75] Ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fitandremana azy hadio |
Root | 5 dio |
Entry (2/3) | 6 hadio |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany |
Root | 9 dio |
Synonyms | 10 hadiovana, fahadiovana |
Entry (3/3) | 11 hadio |
Part of speech | 12 imperative of passive verb hadina [Full list] |
Examples |
13 [2.649#91] Indimy na inenina izy no nanao hoe : " hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina |
Root | 14 hady |
Anagrams | 15 ahodi, ahôdy, hadio, haodi, haody, hiado, hodia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |