Entry |
hady
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana [1.1]
|
Explanations in English | A ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [1.2]
|
| A pit, a hole, a ditch [1.7]
|
Explanations in French | Fossé; action de creuser [1.8, 1.5]
|
Examples |
1 | Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany.
[2.270]
|
2 | hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany.
[2.649]
|
3 | Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha.
[1.436]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Hyponyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|