|
|
|
|

Entry (1/2)1  fangady
Root  2  hady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanala] angady
5  [1.1] Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady
Explanations in English  6  [1.2] [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady.
Explanations in French  7  [1.82] [Taisaka] bêche
Examples  8  Ary koa, misy fangady arivo milevina ao anaty farihy lehibe. [2.69#]
9  Koa raha avy izay itenenana sy andrindrana, fangady no filanjako, entana no fitondrako. [2.857#]
Vocabulary  10  Tools
Synonyms  11  angady
Analogs  12  fangadifohiny
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word fangady

Entry (2/2)19  fangady
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21  [1.196] (de hady : action de creuser) Il fallait creuser la terre pour obtenir ce tubercule sauvage autrefois activement recherché en cas de disette. On apprenait aux enfants à le reconnaître en même temps qu'à compter. Une comptine célèbre commençait ainsi : isa ny aviavy, roa ny amontana, telo fangady, « un l'aviavy, deux l'amontana, trois le fangady» [Merina]
22  [Betsileo]
Vocabulary  23  Botany

Anagrams  24 

Updated on 2025/01/21