Entry | 1 hady fetsy |
Elementary words | 2 hady, fetsy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] hady tsy mba lehibe, fa fisakanana ny biby tsy hiampita any ivelan' ny vohitra hady ahazoana mivoaka sy miditra izay tsy fantatry ny vahiny |
Explanations in English |
5 [1.2][hadi-fetsy] A small trench |
Updated on 2023/01/01 |