|
|
|
|

Entry1  fihadiana
Root  2  hady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany
Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga
Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena
Explanations in French  5  [1.3#202] L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu
Examples  6  Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472#]
7  ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory. [2.649#]
Compound words 

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21