|
|
|
|

Entry1  fihadiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany
Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga
Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena
Explanations in French  4  [1.3#202] L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu
Examples  5  [2.472#] Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
6  [2.649#] ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory.
Root  7  hady
Compound words 

Anagrams  11  fahidiana, fihadiana, hifadiana

Updated on 2025/01/21