|
|
|
|

Entry (1/2)1  latsaka ankady
Elementary words  2  latsaka, hady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] potraka an-tevana
Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena
Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy

Entry (2/2)5  latsaka ankady
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Taifasy] teraka (raha alika)

Updated on 2024/12/07