Entry (1/2) | 1 latsaka ankady |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] potraka an-tevana Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy |
Elementary words | 4 latsaka, hady |
Entry (2/2) | 5 latsaka ankady |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 [1.78] [Taifasy]
teraka (raha alika) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |