Entry | mangady (hady) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Mihady [1.78] | ||||||||
[Tanala] Mihady, manala avy ao anaty lavaka [1.78] | |||||||||
Mandoaka, mitrandraka amin' ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka itỳ: mihady [1.1] | |||||||||
Explanations in English | To dig, to delve. (Prov.) [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mangady, midanga |
Updated on 2023/01/20 |