Entry | hady vorivory | |
Elementary words | hady ; vorivory | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [1.1] | |
Synonyms | hady vory | |
Updated on 2023/01/01 |