|
|
|
|

Entry1  hady vorivory
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana
Elementary words  4  hady, vorivory
Synonyms  5  hady vory

Updated on 2024/12/10