|
|
|
|

Entry1  hady vory
Elementary words  2  hady, vory
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [1.1]
Explanations in English  5  A fosse round a house or town; a country house, so called because such houses used to be enclosed by a circular trench. [1.2]
Other spellings  6  hadivory

Anagrams  7  hadivory, hady vory, hodivira, rivodahy

Updated on 2023/01/01