Entry | 1 fahadiovana |
Root | 2 dio |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna [1.1] |
Explanations in English |
5 cleanliness, purity [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 propreté [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 7 pureté [1.3, 1.8] 8 clarté, innocence [1.3] |
Examples |
9 Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [2.470] 10 Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho. [2.471] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 hadio, hadiovana |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fahadiovana |
Article |
15 Randzavola: fahadiovana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 16 fahadiovana, nahavoafady |
Updated on 2023/01/20 |