|
|
|
|

Entry1  manjopiaka
Root  2  jopiaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1#465] (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo
(maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro
5  [1.1#628] Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ!
Explanations in English  6  [1.7] to shine, to be brilliant; to be dazzled (of the eyes)
Explanations in French  7  [1.8] briller, être éblouissant; être ébloui
Examples  8  tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra. [2.470#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12  manjopelaka, manjopelana
Compound words 

Updated on 2023/04/09