Entry | 1 manjopelaka |
Root | 2 jopelaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelaka ireo vakana ireo (maso) Jambena: Manjopelaka ny maso raha mijery masoandro |
Morphology |
|
Synonyms | 8 manjopelana, manjopiaka |
Updated on 2024/12/11 |