Entry | 1 manjopelana |
Root | 2 jopelana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelana ireo vakana ireo 5 (maso) Jambena: Manjopelana ny maso raha mijery masoandro [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 manjopelaka, manjopiaka |
Updated on 2023/01/20 |