|
|
|
|

Entry1  mangoratsaka
Root  2  horatsaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R)
Explanations in French  5  [1.3#268] ĂȘtre d'un blanc pur
Examples  6  Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any. [2.471]
7  mangoratsaka ny volam-penomanana ka manome taratra somambisamby amin' ny tany hazavainy. [2.470]

Updated on 2024/12/26