Entry |
manganohano
(hanohano)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mangirangirana, mamirapiratra: Manganohano ny varahina
Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity
Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomason' itý zaza
[1.1]
|
Explanations in English | To be clear and limpid; shiny with wetness [1.7]
|
Explanations in French | Luisant, qui a la larme à l'oeil, limpide, transparent: Manganohano io varahina io (Ce cuivre est luisant) ~ Manganohano ity rano ity (Cette eau est limpide) ~ Manganohano ny ranomason' ity zazakely ity (Les larmes de cet enfant sont sur le point de couler) [1.3]
|
| être clair, limpide; briller d'humidité [1.8]
|
Examples |
1 | Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano
[2.324]
|
2 | sady manganohano ny ranomasony
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
manganohano |
Past : |
nanganohano |
Future : |
hanganohano |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|