Entry | 1 maloto |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] filthy 5 [1.2] dirty 6 [1.7] impure |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] sale 8 [1.3] impur 9 [1.8] souillé |
Examples |
10 [2.472] Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra. 11 [2.48] tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano. 12 [2.996#3.11.31] Ireo no ho maloto aminareo amin' ny biby mandady 13 [2.996#4.19] Ny fitoeran-javatra rehetra misokatra fa tsy misy sarona mipetaka aminy, dia haloto |
Root | 14 loto |
Morphology |
|
Antonyms | 18 madio |
Analogs | 19 tsymadio, tsymadiotena, solotika, solotidotika, vorery, misoritika, tsilotidotika, somitika, misotisoty, mitavontavona, somerongerona, misavoretaka, vazina, misotitika, mikesonkesona, mifotafota, mahamenatra, vetaveta, mahavoafady, mahafatyvorona, tsyfampisehomasoandro, mamoafady |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word maloto |
Anagrams | 24 atolom, maloto |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |